Tantaram-pitiavana an-tsary. Mpifankatia tsy mitovy saranga i Hery sy i Dina. Nigadra noho ny asan-jiolahy nataonyi Hery. Nokasain'ny ofisie iray horombahina ny fitiavan'ny malalany.Tsy tanteraka izany fa Iasa mpivady ihany i Hery sy Dina.
Laissez-nous vos impressions, remarques, suggestions pour améliorer le nouveau site Sudplanète. N'hésitez surtout pas à nous rapporter les éventuels bugs que vous pourriez croiser.